Maurice : Hampiantrano ny fihaonambe ara-toekarena afrikanina 2022 ny nosy
Hotontosaina ao Port-Louis ao Maurice ny 9 hatramin’ny 11 desambra izao ny andiany faha-22 ny fihaonambe ara-toekarena afrikanina 2022 (AEC).
Read More
Hotontosaina ao Port-Louis ao Maurice ny 9 hatramin’ny 11 desambra izao ny andiany faha-22 ny fihaonambe ara-toekarena afrikanina 2022 (AEC).
Read MoreSehatra iray isany mampidi-bola eo amin’ny sehatrin’ny fizahan-tany ny fitsangantsanganana an-dranomasina (croisières). Efa misokatra izany vanim-potoana izany ho an’ny ranomasim-be
Read MoreNiverina nisokatra omaly 2 novambra ny seranam-piaramanidina Pierrefonds ao La Réunion rehefa niato nandritra ny 2 taona. Efa nanatontosa ny
Read MoreToeram-pialan-tsasatra manana ny lazany ao Maurice ny « Le Méridien île Maurice ». Niverina nisokatra ny toerana rehefa nikatona nohon’ny fanamboarana nandritra
Read MoreVery toerana 6 ny Air Mauritius ao amin’ny lisitry ny fitaterana an’habakabaka 100 tsara indrindra eran-tany ka lasa laharana faha-88.
Read MoreTsy i Steven Obeegadoo ihany no matoky tena fa ny praiministra Pravind Jugnauth ihany koa. Nanditra ny fankalazana ny faha-75
Read MoreNosy iray tsy lavitry ny morontsirak’i Maurice ao amin’ny distrikan’i Falcq ny « Ile aux Cerfs ». 100 hektara ny velaran-tany ao
Read MoreTanàna ao amorontsiraka atsimo atsinanan’i Maurice i Mahébourg. Tanàn-dehiben’ny distrikan’i Grand Port izy izay nisy mponina 15 753 raha ny antontan’isa
Read MoreNanao fifanarahana tamin’ny firenena maro i Maurice ka efa afaka mifamezivezy amin’ny firenena miisa 146 tsy misy Visa ny mponina
Read MoreMpanolotra sady mpanentana fandaharana ao amin’ny « Mauritius Broadcasting Corporation» i Sandra Mayotte. Efa tany amin’ny fiandohan’ny taona 2000 izy no
Read More