Seychelles : Mila tandrovana ny langouste
Nanao fanairana ny tompon’andraikitry ny jono ao Seychelles fa mihavitsy ny « langoustes » ka mila fehezina ny fitrandrahana azy. 2 taonina
Read More
Nanao fanairana ny tompon’andraikitry ny jono ao Seychelles fa mihavitsy ny « langoustes » ka mila fehezina ny fitrandrahana azy. 2 taonina
Read MoreDépêche 30 septembre, 13h, Tsy misy fiantraikany amin’ireo mpanjono madinika ny jono ataon’ireo mpanjono eoropeana. Ho hatao ny Sonia fiaraha-miasa
Read MoreNanazava ireo andinindininy mikasika ny lalana mifehy ny jono sy ny fampamokarana ny atirano ny DRPEB Ihorombe. Ny fampanarahan-dalàna no
Read More05 Jolay, 18h00 ZEP miisa folo no apetraka amina faritra 10 eto Madagasikara, izay hamokatra zana-trondro manodidina ny 134 tapitrisa
Read More27 Janoary, 08h00. Hiakatra ho 150 000T hatramin`ny 200 000T isan-taona ny vokatra trondro andranomamy manerana ny nosy raha 30
Read MoreMba hampihenana ireo fisamborana karazana trondro tsy voakasiky ny jono dia namorona harato na « filet intelligent » ny Ifremer. Efa nandramana
Read MoreTafiakatra 16 tapitrisa dolara ny fatiantoka noho ny fisian’ny jono tsy ara-dalana amin’ny fari-dranomasin’i Madagasikara, raha ny tatitry ny ministeran’ny
Read More21 Septambra, 07h00. Manana ny velarana 3500Ha ny farihin’Itasy, izay sehatra afaka hampiroboroboana ny toe-karena manga. Zana-trondro miisa 50.000 araka
Read More20 Septambra, 08h00. Tapaka nandritran’ny Fampihaonana ireo Komity Mpisehatra amin’ny fitantanana Jono horita ao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana fa hisokatra
Read MoreSehatra iray mahavelona anefa mbola tsy dia mahazo lanja ny sehatry ny harena anaty rano. Isan’ny sehatra iray ahafahana manarina
Read More