GEW: Hisy ny hetsika natao ho an’ny “incubateurs” sy ny mpandraharaha
Hisy ny hetsika mahakasika ny tontolon’ny fandraharahana sy ny fitantanana orinasa, izay karakarain’ny Institut ISS, ny 14, 15 ary 16
Read More
Hisy ny hetsika mahakasika ny tontolon’ny fandraharahana sy ny fitantanana orinasa, izay karakarain’ny Institut ISS, ny 14, 15 ary 16
Read MoreHisy ny hetsika ara-pahasalamana maimaim-poana izay hilitiliana ireo aretina toa ny aretim-po, diabeta, tosi-dra ary ireo vokatry ny tsy fanjarian-tsakafo.
Read MoreHisy ny hetsika fanentanana izay atolotry ny “polyclinique d’Ilafy” mahakasika ny “October rose” rahampitso zoma, ao amin’ny “Salle de conference
Read MoreNotanterahana tamin’ny faran’ny herinandro teo ny hetsiaka ara-pahasalamana maimaim-poana tao amin’ny ivon-toeram-pitsaboana CSMA Ankadindratombo, ao amin’ny kaominina Alasora. Hetsika ara-pahasalamana
Read MoreMisy ny hetsiaka ara-pahasalamana ho an’ny mponina izay atolotry ny orinasa Axelle/Cadence ao amin’ny kaominina Anosy Avaratra. Nanomboka ny talata
Read MoreNisy ny hetsika fizaham-pahasalamana maimaim-poana tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, ny faran’ny herinandro teo, ka tsy nifarana raha tsy omaly
Read MoreHisy ny hetsika ara-pahasalamana maimaim-poana izay hilitiliana ireo aretina to any aretim-po, diabeta, tosi-dra ary ireo vokatry ny tsy fanjarian-tsakafo.
Read More04 Oktobra, Nanapa-kevitra ny « Collectif des candidats” fa hanatsahatra ny fiaraha-mientana eny amin’ny Kianjan’ny 13 Mai anio 04 oktobra. Raha
Read More02 Oktobra, Vao maraina dia efa feno mpitandro filaminana tazana teny amin’ny manoloana ny lapan’ny tanàna Analakely. Nikatona avokoa ireo
Read MoreNitsidika ny faritra Miadamandroso ambony, ao amin’ny fokontany Anjeva gara ireo tomponandraikitry ny kaominina ny Alarobia teo. Tafiditra ao anatin’ny
Read More