Dépêches

Analakely : Vao maraina dia efa feno mpitandro filaminana manoloana ny lapan’ny tanàna

02 Oktobra, Vao maraina dia efa feno mpitandro filaminana tazana teny amin’ny manoloana ny lapan’ny tanàna Analakely. Nikatona avokoa ireo tsenam-barotra teny amin’ny manodidina. Raha tsiahivina, anio no fotoana hanatanterahan’ireo kandida hirotsaka ho filoham-pirenena ny hetsika fitakiana ny rariny mahakasika ny fanatanterahana ny fifidianana.

Laisser un commentaire