Tratran’ny fatiantoka indray ny mpikarakara lanonana.
Anisan’ny nisedra ny mafy tamin’ny fihibohana ny taona 2020 teo ny mpikarakara lanonana. Antony voalohany mahatonga izany ny fandraràna ny
Read More
Anisan’ny nisedra ny mafy tamin’ny fihibohana ny taona 2020 teo ny mpikarakara lanonana. Antony voalohany mahatonga izany ny fandraràna ny
Read MoreSazy vaovao ankoatra izay efa noraisin’ny voafonja iray ny fitsoahana na fandosirana ny fonja. Na eo aza ny fiambenana mafy
Read MoreNanambara ny tsy fahafahany mihetsika (paralysie) vokatry ny nandonan’ny fiara azy ny volana janoary teo i Shawn Bradley. Nandeha bisikleta
Read MoreNandrombaka ny fifidianana mpanao lalàna tao Pays-Bas ny antoko “libéraux”, tarihin’ny praiministra néerlandais Mark Rutte. Io no valim-pifidianana nivoaka ny
Read MoreNanamafy ny fandarana ny famorana atao ny vehivavy (Mutilations Génitales Féminines, MGF) ny tribonaly ao Kenya. Fomba fanaon’ny mponina ao
Read MoreNomena alalana hifidy mialohan’ny rehetra ireo mpiandraikitra ny fandriam-pahalemana ao Congo ny alarobia 17 martsa. Mbola amin’ny 21 martsa kosa
Read MoreEfa niditra tanteraka tamin’ny fihibohana i Maurice ary betsaka ireo fepetra noraisiny nandritra izany. Naato mandra-pahatongan’ny fiovan’ny toe-pahasalamaan nanomboka ny
Read MoreTonga nanome voninahitra farany ny praiministra Hamed Bakayoko, ny alarobia 17 martsa avokoa ireo tompon’andraikim-panjakana rehetra notarihin’ny filoham-pirenena Alassane Ouattara. Ny
Read MoreNodimandry teo amin’ny faha-61 taonany, ny alarobia 17 martsa teo ny filoham-pirenena tanzaniana, John Pombe Magufuli na ihany koa i
Read MoreNanambara ny fametraham-pialany, ny alakamisy 18 martsa, ny talen’ny zava-kanto misahana ny fetin’ny fanokafana sy ny famaranana ny lalao olympika
Read More