France : Mitohy ny fikarohana ireo olona tsy hita vokatry ny fianjerana trano tao Marseille
Tafiakatra enina ny isan’ireo namoy ny ainy vokatry ny fianjerana trano lehibe roa tao Marseille ny alin’ny sabotsy nifoha alahady
Read More
Tafiakatra enina ny isan’ireo namoy ny ainy vokatry ny fianjerana trano lehibe roa tao Marseille ny alin’ny sabotsy nifoha alahady
Read MoreHita faty tao an’efitranony, tao amin’ny trano iray ho an’ny tanora « travailleurs de la rue de la Liberté » tao Liévin,
Read MoreDépêche 11 avril, 14h, Efa any France ireo Ankoay U19 amin’izao fotoana izao. Any an-toerana indray no hanohizana ny fanomanan-tena
Read MoreKarazana lalao natao tamin’ny tany ny « billard » tany am-piandohana. Ara-tantara dia ny mpanjaka Louis XI no nanan-kevitra ny hanamboatra latabatra
Read MoreManoloana ny haintany vaovao manamabana ny firenena dia mihamaro ireo frantsay mirona amin’ny fanangonana ranon’orana. Raim-pianakaviana efa misotro ronono iray
Read MoreToerana telo samihafa no nisehoana tranga fifampitifirana tao Marseille ny alin’ny alahady hatramin’ny alatsianiny maraina teo. Tao anatin’ny adiny iray
Read MoreRaim-pianakaviana iray 41 taona antsoina hoe Sergio Gil Gonzalez no nohelohina higadra mandra-pahafatiny tao amin’ny fitsarana tao Vaucluse ny herinandro
Read MoreRaha tsiahiviana dia may ny volana jolay 2020 ny katedraly « Saint-Pierre et Saint-Paul » tao Nantes. Voavonon’ireo mpamono afo vetivety ihany
Read MoreRenim-pianakaviana iray miasa ao amin’ny polisy monisipaly i Mathilda Milleville 35 taona. Tsy tonga nanatanteraka ny asany tao Viarmes ao
Read MoreTsy hita teo amin’ny faha-33 taonany tamin’ny 25 septambra 2012 i Laetitia Czuba. Handeha hatory tany amin’ny renibeny tao Peymeinade,
Read More