Dépêches

Ankoay Madagasikara : Any France no hanomanana ny fiadiana ny amboara eran-tany U19

Dépêche 11 avril, 14h, Efa any France ireo Ankoay U19 amin’izao fotoana izao. Any an-toerana indray no hanohizana ny fanomanan-tena faharoa ny lalao haidiana ny amboara eran-tany amin’ny latasaky ny 19 taona izay hotanterahina any Debrecen. Lalao ara-pirahalahiana miisa 5 amin’ireo ekipa voasokajy ao France no hanatanterahana izany fanomanan-tena izany. Hatramin’ny 28 aprily izany fizàrana izany raha hiverina eto antanindrazana indray izy ireo aorian’izany. 

Laisser un commentaire