Ambohimanambola: Nisy ny fanentanana momba ny fitsinjarana ny fako sy ny fahadiovana tao amin’ny tsena
Taorian’ny hetsika fanentanana teny amin’ny fokontany Tanjonandriana, dia nitohy tamin’ny fanentanana mahakasika ny fitsinjarana ny fako sy ny fitandroana fahadiovana
Read More