Comores : Novatsiana « lianes » lavanila 80 000 isa ireo mpamboly izany
Ho fanohanana ny sehatrin’ny lavanila ao Comores dia notolotrana « lianes» na hazon’ny lavanila lavanila 80 000 isa ireo mpamboly izany.
Read More
Ho fanohanana ny sehatrin’ny lavanila ao Comores dia notolotrana « lianes» na hazon’ny lavanila lavanila 80 000 isa ireo mpamboly izany.
Read MoreMpanjono ny 70% amin’ny mponina ao Sainte Marie raha ny tombana avy amin’ny Ministera miadidy izany. Nanao fitsidihana tany an-toerana
Read MoreDépêceh 21 novembre, 14hh30, Nahazo fanomezana avy amin’ny Orange Solidarité Madagascar ny mpianatra ao amin’ny EPP Bemanonga sy Belo Tsiribihina.
Read MoreNanomboka tetikasa hanarenana ny sehatry ny famokarana lavanila tao Mayotte ny fikambanana Saveurs et Senteurs tamin’ny taona 2018. Tsy nisy
Read MoreNanolotra fanampiana ara-materialy ho an’ny DGSC (Direction Générale de la Sécurité Civile) tao Comores ny ambasadin’i Chine ao an-toerana. Fitaovana
Read MoreAnisan’ny nanintona ireo tanora ny nanaraka ireo karazana fiofanana tao amin’ny BTC Ambohimangakely. Tanora an-dalam-pianarana na efa navita izany dia
Read MoreNanolotra fanampiana ho an’ireo mpiray tanindrazana traboina vokatry ny rivodoza Emnati sy Batsirai ao amin’ny faritra Vatovavy, Fitovinagny ary Atsimo
Read MoreNanolotra fitaovam-pianarana ho an’ny zanaky ny mpiasa ao amin’ny kaominina Ankadikely-Ilafy ny Fimpicrai (Fikambanan’ny Mpiasan’ny CRAI), ny faran’ny herinandro lasa
Read More22 Martsa, 10h30. Vary fotsy 250kg sy voamaina 50kg no natolotrin’ny fiadidian’ny faritra ho an’ireo traboina traboina noho ny fiakaran’ny
Read MoreSekolim-panjakana ambaratonga fototra miisa 15 ao anatin’ny Fari-piadidiam-pampianarana Atsimo Andrefana no nahazo fitaovana ho entina manatsara ny kalitaom-pampianarana. Nisitraka ity fanampiana
Read More