Dépêches

Betoloho Ambandrika : Nomena fanampiana ny traboina

22 Martsa, 10h30. Vary fotsy 250kg sy voamaina 50kg no natolotrin’ny fiadidian’ny faritra ho an’ireo traboina traboina noho ny fiakaran’ny rano tao Betoloho Ambandrika. Mbola hitohy izao fanampiana izao raha ny voalazan’izy ireo. Ny DID avy ao anivon ‘ny faritra no nitarika ity fanolorana fanomezana ity izay nisoloan’ny governora ny faritra Alaotra mangoro ny Dr Ramandehamanana Richard tena.

Laisser un commentaire