Toamasina : Natomboka ny asa fanamboaran-dalana
07 Aprily, 09h00. Toy ny eto Antananarivo dia maro ireo lalana simba ao Toamasina. Nandray andraikitra manoloana izany ny tompon’andraikitra ka natomboka ny fanamboarana sy fanarenana ireo lalana simba tao antampontananan’i Toamasina.
