Comores : Navotsotra ireo voafonja tao Mawulid
Nisehoana fifandonan’ny mponina sy ny manam-pahefana tao Mbeni, tao avaratr’i Grande Comore nanomboka ny volana oktobra 2022 teo atorian’ny fankalazana
Read More
Nisehoana fifandonan’ny mponina sy ny manam-pahefana tao Mbeni, tao avaratr’i Grande Comore nanomboka ny volana oktobra 2022 teo atorian’ny fankalazana
Read MoreTonga ao amin’ny nosy Comores ny « câble 2Africa » rehefa nandalo « points d’atterrissage » 46 isa tamin’ny firenena 33 tamin’ny kaontinanta 3 :
Read MoreNikatona tanteraka ny tranom-bokim-pirenena Salim Hatubou ao Moroni izay tranom-boky ho an’ny daholobe farany nisokatra tao Comores. Antony tsy fisian’ny
Read MoreAny amin’ny 12 km atsimon’ny renivohitr’i Moroni no misy an’i Mitsudje. Ahitana toeram-pitsaboana CDS (Centre de santé de district) ao
Read MoreMpiasan’ny ADC (aéroports des Comores) no voaroaka tao amin’ny nosy noho ny halatra, fanaovana faktiora hosoka, fitsoahana ny asa sy
Read MoreNotokanan’ny filoham-pirenena Azali Assoumani ny faran’ny herinandro teo ny « centre d’imagerie médical » tao amin’ny hopitaly El-Maarouf. Tonga nanatrika izany ihany
Read MoreRaha tsiahivina dia hampiantrano ny lalao fifanitsanana Coupe d’Afrique des Nations 2024 ny 20 hatramin’ny 28 martsa izao ny nosy
Read MoreNampiakarin’ny filoham-pirenen’i Comores Azali Assoumani, jeneraly ny brigady ny And (armée nationale de développement) ny kolonely Youssouf Idjihadi ny 4
Read MoreTontosa ny herinandro lasa teo ny foara artisanaly voalohany tao Mutsamudu izay naharitra dimy andro ary nandraisana mpanao asa tanana
Read MoreKarazana ramanavy mampiavaka an’i Comores ny « Roussette de Livingstone ». Biby arovana ao amin’ny valan-javaboarin’i Mwali izy io izay miasa betsaka
Read More