Mitohy ny fifanarahana eo amin’ny PSG sy i Mathias hatramin’ny 2024
Nohavaozin’ny Paris Saint Germain ny fifanarahana miaraka amin’i Randriamamy Mathias izay isan’ny mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy Barea, hatramin’ny 2024.
Read More
Nohavaozin’ny Paris Saint Germain ny fifanarahana miaraka amin’i Randriamamy Mathias izay isan’ny mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy Barea, hatramin’ny 2024.
Read MoreHotokanana ny 29 aogositra ny kianjan’ny Barea Mahamasina. Nanomboka ny volana desambra 2019 ny fanombohana ity asa ity ary izao
Read More« Mbola hitohy ny asa » hoy ny filoha talohan’ny fankalazana ny fetim-pirenena, 90% amin’ny asa no vita tamin’izany. Ankehitriny dia mitohy
Read More06 jolay, 13h00. Tapaka omaly fa tsy hiatrika ny Cosafa 2021 ao Afrika atsimo indray ny Barea. Antony ny fiparitahan’ny
Read MoreAo anatin’vondrona B no misy an’i Madagascar amin’ny lalao “Cosafa Cup seniors 2021”, izay ho tanterahina any IsaacWolfson de Port
Read More18 Jona, 09h12. Nanainga androany maraina teny Ivato ireo mpilalao mpila ravinahitra any ivelany.Hihazo ny klioba misy azy tsirairay avy
Read MoreNy alahady lasa teo no fanokanana ny kianja manara-penitra any Mahitsy. Natao ho ampiasaina ny kianja fa tsy haingon-tanàna akory
Read MoreNy 2 jona no fotoana nomen’ny mpanazatra Eric Rabesandratana hanomezana ny lisitr’ireo mpilalao handrafitra ny Barea. Tamin’ny alalan’ny fivoriana am-pitain-davitra
Read More21 May, 10h59. Hifindra hilalao any Los angeles Galaxy any Amerika i Rayan Raveloson. Anisan’ny mpilalao ao amin’ny ekipa Barea
Read More07 May, 11h 48. Nilaza ny lefitry ny FMF fa mbola miantona aloha ny fampiantoana vonjy maika an’i Nicolas Dupuis
Read More