SportTsidika

Fitsapana ireo Barea eto an-toerana

Ao anatin’vondrona B no misy an’i Madagascar amin’ny lalao “Cosafa Cup seniors 2021”, izay ho tanterahina any IsaacWolfson de Port Elisabeth miaraka amin’ny Zambie, Comores ary Malawi. Araka ny vaovao azo dia mahavoa kokoa ireto mpilalao ireto niatrika ny fitsapana ireto noho ireo nanatanteraha ny lalao manasa-dalana tany Afrika Atsimo. Andrafitra ny tarika i Hasina sy i Fredo avy ao ain’ny Disciples FC, eo ihany koa Zanakala, Parex, ary Ilakaka sy Pao, Rinjala, Onja avy ao amin’ny Adema ary Tsito avy amin’ny JET. Mbola ao ihany koa Tsiry sy El Hadary ao amin’ny Ajesaia, Berajo, Rajao, Datsiry. Mpilalao sangany avokoa ao amin’ny klioba misy azy avy.

Hasina Rasamimanana

Laisser un commentaire