Dépêches

Tsy hiatrika ny COSAFA CUP indray ny Barea

06 jolay, 13h00. Tapaka omaly fa tsy hiatrika ny Cosafa 2021 ao Afrika atsimo indray ny Barea. Antony ny fiparitahan’ny « Variant Delta » any an-toerana izay mandripaka olona maro izay nahitana tranga 24000 tao anatin’ny 24 ora monja. Nandray fanampahan-kevitra toy izany koa I Comores izay mpiray vondrona amin’i Madagasikara. Nanaiky ampahendrena io fanam-pahakevitra io ireo mpilalao na dia efa nanomatena teny Carion andro maromaro aza mba hiatrehana ny fianinanana. Nanambara kosa anefa izy ireo fa mbola hanoy ny fanomanana hiatrehana ny CHAN indray.

Laisser un commentaire