Anosy Avaratra : Nisy ny fizarana fanafody maimaimpoana
Nifarana ny 27 aprily teo ny hetsika fizarana fanafody maimaimpoana hiadiana amin’ny ongobe, bilarziozy, Kankan-tsinay tao amin’ny kaominina Anosy Avaratra.
Read More
Nifarana ny 27 aprily teo ny hetsika fizarana fanafody maimaimpoana hiadiana amin’ny ongobe, bilarziozy, Kankan-tsinay tao amin’ny kaominina Anosy Avaratra.
Read MoreIsan’ny tafiditra ao anatin’ny fandaharan’asan’ny kaominina ao Anosy Avaratra ny hanangana Tsena lehibe ao an-toerana. Tena hanampy sy hanafaka ny
Read More12 Aprily, 12h00. Nodimandry ny 12 aprily 2022 ny Mpanolotsainan’ny Kaominina Anosy Avaratra, Rakotoarison Armand. Naneho fiobonan’alahelo amin’ny Fianakavina ny
Read MoreNisy fanavaozana ny asa misahana ny soram-piankohonana tao amin’ny Kaominina Anosy Avaratra. Narahina fampiofanana ireo tompon’andraikitra izay misahana ny sora-piankohonana
Read MoreNanangana zaridaina eo an-tokontanin’ny lapan’ny tanàna ny avy ao amin’ny kaominina Anosy Avaratra. Sady fahafinaretan’ny maso manko izany no manampy
Read MoreHisy ny fitsaboana ny vahoaka eny Anosy Avaratra ny 9 martsa izao. Eny Isahafa ao amin’ny biraom-pokontany no hanatanterahana izany.
Read MoreNamboarina ny lalankely ao amin’ny fokontany Lazaina, ao Anosy Avaratra Avaradrano. Miomana sahady amin’ny mety halaman’ny lalana ny avy ao
Read MoreNasiam-panamboarana ny lalana makany Isahafa. Simba tanteraka noho ny andro ratsy ity lalana ity. « Nisy ny fanamboaran_dalana mba hitohizan’ny fitanterana
Read MoreFianakaviana iray no tena voa mafy tao amin’ny Fokontany Isahafa Anosy Avaratra eto Avaradrano. Nankahery ny fianakaviana ny avy ao
Read MoreTonga niarahaba ny ben’ny tanànan’Anosy Avaratra noho ny taona vaovao ireo mpisehatra rehetra amin’ny fanabeazana ao amin’ny Kaominina. Nanolotra fanomezana
Read More