Anosy Avaratra: Nodimandry ny mpanolotsainan’ny Kaominina
12 Aprily, 12h00. Nodimandry ny 12 aprily 2022 ny Mpanolotsainan’ny Kaominina Anosy Avaratra, Rakotoarison Armand. Naneho fiobonan’alahelo amin’ny Fianakavina ny Ben’ny Tanàna, ny Mpanolotsaina rehetra sy ny Mpiara-miasa rehetra ao amin’ny Kaominina Anosy Avaratra. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany.
