Ambohimanga Rova : Hisy ny fizahana maso
Hotanterahina rahampitso ny hetsika fizahana maso « Mamiratra » any Ambohimanga. Ireo mpitsabo manam-pahaizana manokana amin’izany no ho tonga hizaha maso amin’io.
Read More
Hotanterahina rahampitso ny hetsika fizahana maso « Mamiratra » any Ambohimanga. Ireo mpitsabo manam-pahaizana manokana amin’izany no ho tonga hizaha maso amin’io.
Read MoreTena nanampy betsaka ny mponina tao Ambohimanga Rova ny fametrahana jiro manazava ny lalana. Jiro 302 no nozaraina nanerana ny
Read MoreHotanterahina ao amin’ny EPP Ambohitrandriamanjaka Ambohimanga Rova ny hetsika « Garden Party »ny 18 aprily ho avy izao. Betsaka ny fialamboly hita
Read MoreEfa nahavita ny fambolen-kazo ihany koa ny kaominina ao Ambohimanga Rova niaraka tamin’ireo fikambanana misy ao an-toerana. Ho tratra tokoa
Read MoreTobim-pahasalamana CSB II ao Manakasina kosa ny foto-drafitr’asa miavaka ao amin’ny Kaominina Ambohimanga Rova izay notokanana ny 23 Jolay 2021
Read MoreMitaraina ho mijaly amin’ny resaka rano ny mponina ao Ambohimanga Rova. Efa betsaka ny fitarainana, saingy tsy mbola misy ny
Read MoreTsy ampy ny rano ao amin’ny kaominina Ambohimanga Rova, hany ka maro ireo tsy afaka misitraka ny rano eny amin’ny
Read MoreMaro ny tantara nanamarika an’Ambohimanga. Izy koa dia anisan’ireo vakoka iraisam-pirenena, amin’ny rova ao aminy. Toerana be mpitsidika sy mpizaha
Read MoreEfa eo an-dalam-pitsanganana ankehitriny ny EPP Soavinimerina ao anatin’ny Kaominina Ambohimanga Rova raha ny 21 septambra lasa teo no natomboka
Read MoreNisavoritaka ny mponina tao Ambohimanga Rova nandritra ny fizarana ny tosika ho an’ny mponina izay mitentina 50 000 ar. Nisy efa
Read More