Betafo: Voasambotra ilay lehilahy namono nahafaty ny zana-badiny
Lehilahy iray namono nahafaty ny zana-badiny vao 6 taona. Vokatry ny valifaty nataony tamin’ny renin’ilay zaza izay vao nisaraka taminy.
Read More
Lehilahy iray namono nahafaty ny zana-badiny vao 6 taona. Vokatry ny valifaty nataony tamin’ny renin’ilay zaza izay vao nisaraka taminy.
Read MoreHisy ny hetsika fanentanana izay atolotry ny “polyclinique d’Ilafy” mahakasika ny “October rose” rahampitso zoma, ao amin’ny “Salle de conference
Read MoreAntananarivo 24h/24, 7j/7 -METROPOLE – Antanimena – 020 22 200 25 / 020 22 675 22 / 033 15 200 25 / 032
Read More18 oktobra; nitrangana harom-posy teny Tanjombato. Tao anatin’ny diabe ny vondron’ny kandida 11 izay natao teny an-toerana. Nosamborina avy hatrany
Read More18 oktobra; Manome 72 ora ny fitondram-panjakana ny fikambanan’ny mpianatra Ankatso hamahana ireo fangatahana ataony. Mangataka ny hipetraka amin’ny trano
Read MoreNisy ny hetsika fizarana fitaovana fikojana ny aty vava ho an’ireo mpianatra tao amin’ny Ambaratonga fototra Ampamonoamamba Soamonina, kaominina Ankadinandriana,
Read More18 oktobra; eny Tanjombato eo amin’ny Magasin M ny diaben’ny vondron’ny kandidà 11. Anio amin’ny 11 ora atoandro ny fotoana.
Read More18 oktobra; nitrangana tsy fanarahan-dalana omaly teny Ampasampito. Fiara 4×4 Prado iray no nifampikasoka tamin’ny fiara iray hafa. Fiara avy any
Read MoreMisy ny fahavakisana fantsona mitondra rano ao amin’ny lalam-pirenena fahatelo, izay mahakasika ny kaominina Ankadikely, amin’izao fotoana izao. Manao antso
Read MoreTafiditra ao anatin’ny “annexe C” ao amin’ny Organisation Internationale du cacao (ICCO) ny cacao eto Madagasikara. Tsy nitranga-menatra ny firenena
Read More