DépêchesTsidika

Ampasampito: Fiara 4*4 tsy nanara-dalàna, nitsoaka nandositra

18 oktobra; nitrangana tsy fanarahan-dalana omaly teny Ampasampito. Fiara 4×4 Prado iray no nifampikasoka tamin’ny fiara iray hafa. Fiara avy any Nanisana no nivoaka an’Ampasampito tonga dia nihodina hihidina mivantana ho any Mahazo. Nanao vava tamin’ny olona teny amin’ny manodidina mpitondra ilay fiara 4×4; ary nilaza ho mpiasan’ny PROJET. Vaky nandositra ilay fiara 4×4 rehefa tezitra taminy ny olona teny an-toerana.

Laisser un commentaire