Ambohimangakely: Trano manodidina ny 50 tafo narodana
Tokatrano niorina tsy ara-dalàna, manodidina ny 50 isa no narodan’ny vadi-tany sy ny EmoReg, teny Manankasina kaominina Ambohimangakely, tamin’ny talata
Read More
Tokatrano niorina tsy ara-dalàna, manodidina ny 50 isa no narodan’ny vadi-tany sy ny EmoReg, teny Manankasina kaominina Ambohimangakely, tamin’ny talata
Read MoreAraka ny efa nampanantenaina ireo mpanjono sy ireo mpisehatra amin’ny jono mùanerana ny Nosy dia efa mandeha amin’izao fotoana izao
Read MoreNanao fanambarana ny filohan’i Etats-Unis amin’izao fotoana Joe Biden fa mbola ho kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny taona 2024 ny
Read MoreANTANANARIVO DE LA PERGOLA – Antaninarenina : 0202223717/0341973395 ÉGARA – Andavamamba, route en pavé : 0202234712 / 0342111114 ITOKIANA –
Read MoreRaha ny tatitry ny INSEE (Institut National de la Statistique et des Études Économiques) dia niakatra 0,5% ny tahan’ny fanjifana
Read MoreNanolotra fanomezana ho an’ny Akany Fitiavana Ikianja Ambohimangakely ny avy amin’ny. AFF (Andry Fototra ho an’ny Fampandrosoana) ny faran’ny herinandro
Read MoreFiaramanidina Boeing 737-800 ny orinasa American Airlines no nirehitra rehefa nifandoana tamin’ny vorona ny 23 aprily teo. Niteraka fahamaizan’ny « réacteur »
Read MoreNy fidandraisana sy ny serasera izay hananan’ny Mompera Pedro Opeka no ahafahana manampy ireo mponina aoa anatin’ity akany lehibe indirndra
Read MoreNisy ny fampatsiahivana mahakasika ny fitantanana ny fako nataon’ny tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, ny alatsinainy teo. Tsy mifanaraka
Read MoreNy alatsinainy 24 aprily teo dia andian-jiolahy maro no niditra an-keriny tao amin’ny tanàna samihafa tao Port-au-Prince. Nanafika ny mponina
Read More