Ambohimangakely: Dahalo hikoizana lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana
Dahalo hikoizana amin’ny asa ratsy no lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana tamin’ny herinandro teo, teny Ambohimangakely. Mpivondrona ao anatin’ny « bande des
Read More
Dahalo hikoizana amin’ny asa ratsy no lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana tamin’ny herinandro teo, teny Ambohimangakely. Mpivondrona ao anatin’ny « bande des
Read MoreEfa miditra tsikelikely anatin’ny fotoanan’ny mangatsiaka tanteraka isika amin’izao fotoana. Mamely araka izany ny sery sy gripa isan-karazany. Anisan’ny ankizy
Read MoreEfa amam-bolana maro no nisy ny olan’ny rano ao amin’ny faritra sasany ao amin’ny fokontany Ambohitrarahaba, kaominina Ankadikely Ilafy. Mitaraina
Read MoreManoloana ny fahasimban’ny lalana rari-vato mampitohy an’Antsofonondry sy Tsarasaotra, izay mampitaraina ireo mpampiasa lalana, dia niroso tamin’ny asa fikojana indray
Read MoreNiova endrika ny biraon’ny zandarimaria ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Nisy ny fanarenana ny foto-drafitr’asa, fandokoana ny trano sy fanoloana ny
Read MoreNozaraina zezika ireo tantsaha manerana ny distrika avaradrano, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Samy nahazo ny anjarany, ho fanampiana amin’ity seha-pivelomana
Read MoreManao antso avo amin’ny tomponandraikitra isan-tsokajiny ireo mponina ao amin’ny Soatsilefy, kaominina Sabotsy Namehana. Misy ireo olona manakorotana, amin’ny endrika
Read MoreNiasa avokoa ireo rafitra misahana ny filaminana sy ny fahadiovana tao amin’ny kaominina Ambohimangakely, nandritra ny fankalazana ny fetin’ny pantekosta
Read MoreNotanterahana tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fizarana ny taratasy fanamarinana ny nahavitan’ny fiofana teny anglisy, natolotry ny kaominina Ambohimangakely. Mpiofana
Read MoreHisy tolotra ara-pahasalamana maimaim-poana ao amin’ny hopitaly Anosy Avaratra. Ny 21, 22 ary 23 may izao no hanatanterahana izany. « Tahaka
Read More