Turquie : Fanadihadihana mikasika ny tsy fanajana sultan iray
Manokatra fanadihadihana amin’izao ny tompon’andraikitra any Turquie manoloana ny tsy fanajana nataon’ny ben’ny tananan’i Instabul, Ekrem Imamoglu tamin’ny sultan iray.
Read More
Manokatra fanadihadihana amin’izao ny tompon’andraikitra any Turquie manoloana ny tsy fanajana nataon’ny ben’ny tananan’i Instabul, Ekrem Imamoglu tamin’ny sultan iray.
Read MoreEfa vita iny ny hetsika fanohanana ny vehivavy sy ny manana fahasembanana teto Antananarivo sy Fenoarivo Atsinanana. Tsy natao am-bakan’izany
Read MoreNanao hetsika fanahirana ny mpiasa ao amin’ny hopitaly CHRR Ambatondrazaka. Tsy mifanaraka amin’ny fampanantenaina nomena ny zava-misy ankehitriny raha nambaran’ireo
Read MoreEfa saika manome vaksiny ny mponina ao aminy avokoa ny firenena maneran-tany amin’izao. Misy ny efa ela no nizara ny
Read MoreAkoatra ny rivo-doza, tena anisan’ny manimba ny vokatra eto Madagasikara ihany koa ny valala. Nirongatra izay tsy izy ny valala
Read MoreSamy miady amin’ity areti-mandringana ity avokoa ny faritra rehetra manerana ny Madagasikara. Mandray ny andraikiny ny eo amin’ny ministeran’ny fahasalamana
Read MoreMikasa hampivelatra sy hanitatra ny fahaizany amin’ny famokarana vaksiny fanefitry ny covid-19 any Asie ilay i BioNTech, toerampikarohana ao Allemagne
Read MoreNandrehitra labozia miisa 30 000 tao amin’ny Château de Prague ny harivan’ny alatsinainy 10 may teo ny mponina ao amin’ny
Read MoreNandrombaka ny fiadiana ho tompondakan’i Angleterre i Manchester United ny talata 11 may lasa teo raha naharesy 2 noho ny
Read MoreManao tohivakana ny isan’ny olona maty any Israël sy ireo mpiady ao Gaza. Tao aorian’ilay alina iray izay nomarihana fifamimpitifirana
Read More