ActualitésTatitra

Turquie : Fanadihadihana mikasika ny tsy fanajana sultan iray

Manokatra fanadihadihana amin’izao ny tompon’andraikitra any Turquie manoloana ny tsy fanajana nataon’ny ben’ny tananan’i Instabul, Ekrem Imamoglu tamin’ny sultan iray. Ity ben’ny tanàna ity izay isan’ny mpifaninana amin’ny filoha Recep Tayyip Erdogan amin’ny fifidianana nampiseho fitondran-tena maneho tsy fanajana satria nanao tanana tany an-damosina nandritra ny fitsidihana ny mausolée tamin’ny Sultan iray. Nampanantsoina noho io fihetsika nataony io izy ary mandeha ankehitriny ny fanadihadihana.

Laisser un commentaire