ActualitésTatitra

Royaume-Uni : Manahy amin’ny Variant Indien

Nilaza ny Paiminisitra Britanika, Boris Johnson ny alakamisy 13 may lasa teo manoloana ny fanahiana noho ny trangana Variant Indien manomboka hita any an-toerana. Na izany aza anefa, mbola manaraka hatrany ny laminan’ny fandaharam-potoana amin’ny fialàna tsikelikely amin’ny fihibohana amin’izao ny any an-toerana hoy hatrany ny Praiminisitra. Tsy maintsy afaka amin’ny fepetra napetraka rehetra noho izanny izy ireo ny 21 jona ho avy izao.

Laisser un commentaire