Maurice : Nahazo tale vaovao ny Air Mauritius
Voatendry ho tale jeneralin’ny Air Mauritius sy ny ATR i Kresimir Kucko. Efa manana traikefa amin’io sehatra io ny tenany.
Read More
Voatendry ho tale jeneralin’ny Air Mauritius sy ny ATR i Kresimir Kucko. Efa manana traikefa amin’io sehatra io ny tenany.
Read MoreNisitraka fampindramam-bola 25 tapitrisa dollars avy tamin’ny banky ho an’ny fampandrosoana afrikanina ny nosy Seychelles ho an’ny tetikasany fitantanana sy
Read MoreNanomboka ny herinandro lasa teo ary haharitra 10 andro ny tsenam-barotra ho an’ny vokatra sy ny tolotra hiarahan’i Tanzanie sy
Read MoreMpampianatra vehivavy iray 49 taona no nitsambikina avy teny amin’ny rihana faha-6 ny sekoly Condé, rue Camille-Roy tao amin’ny boriboritany
Read MoreNivoaka tamin’ny fahanginany na nanao « coming-out » ny Dr Nasser Mohamed. Izy noho izany no olona avy ao Qatar voalohany sa
Read MoreNisehoana loza goavana tao Vaulx-en-Velin ny faran’ny herinandro teo. Trano lehibe iray nisy rihana fito no may tao an-toerana ka
Read MoreNanao sonia fiaraha-miasa ny Anrtic (Autorité nationale de régulation des tics) sy ny mpiasan’ny fadin-tseranana ho an’ny fisafoana ary indrindra
Read MoreNy « The Boat Race » dia fifaninanana hazakazaka lakana na « aviron » tontosaina isan-taona mandrintra ny « printemps » ao Royaume-Uni. Eo anelanelan’ny oniversiten’i
Read MoreHiakatra 24 euros izany hoe ho lasa 1 353 euros isam-bolana ny karama farany ambany eken’ny lalàna na SMIC ao La
Read MoreNihamihena hatrany ny « savane » ao Brésil. Niakatra 25% ny fandripahan’ala tao Cerrado tao an-toerana teo anelanelan’ny volana aogositra 2021 sy
Read More