Dépêche du 13h00 17 Juillet- Ilakambe : Nidoboka am-poja nohon’ny raharaha halatra zaza ny ben’ny tanana
Ny 26 jona lasa teo no nitrangan’ny fakana an- keriny sy fikasana hanapa-doha zazalahy moana tany Ilakambe. Voaroiroy ho tompon’antoka
Read More
Ny 26 jona lasa teo no nitrangan’ny fakana an- keriny sy fikasana hanapa-doha zazalahy moana tany Ilakambe. Voaroiroy ho tompon’antoka
Read More« Mirary fahombiazana sy vokatra tsara ho anareo zanaka mpiadina hiatrika ny fanadinam-panjakana Baccalauréat. Mankasitraka sy mankahery ny mpiara-miasa rehetra ihany
Read MoreNy tapaky ny volana Aogositra ho avy izao no hanomboka hiasa ny Train Urbain izay mampitohy an’Ambohimanambola sy Soarano.
Read MoreHo fanatanterahana ny tetikasa « fitanterana an-taroby » dia noesorina eo amin’ny toerany ireo mpivarotra manodidina ny 152 isa eny amin’ny Petite
Read MoreTrano maherin’ny 20 tafo no kila forehitry ny afo omaly atoandro tao Limby, kaominina Amboasary Atsimo. Tsy nisy ny aina
Read MoreOmaly folakandro no nitrangan’ny loza teny amin’ny digue Anosipatrana Anosizato iny ka lehilahy mpitondra bisikileta iray ,no namoy ny ainy
Read MoreHo fisorohana ny harerahana be loatra sy ny mety ho sampona eny an-dalana dia nanamabara ny zandarmaria fa tsy maintsy
Read MoreNy 23 aogositra -6 septambra 2023 no hisokatra ny fametrahana antontan-taratasy firotsahan-kofidina ho filoham-pirenena eto Madagasikara.
Read MoreNivoaka omaly ny valim-panadinana BEPC ho an’ny CISCO Antananarivo Avaradrano arak any fanamabaran’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena.
Read MoreOmaly alarobia tokony ho tamin’ny 11 ora sy 45 minitra no nipoaka ny basy teny amin’ny fasan’ny karàna. Moto iray
Read More