Dépêche du 12h00 21 Juillet-Toamasina: Olona 2 no efa voasambotra tamin’ny raharaha famakiana Beton
Andro vitsy lasa izay no nahitana ity olona mamaky ny beton eny amin’ny lalana. Tsy fanatara ny antony hanaovany an’izany
Read More
Andro vitsy lasa izay no nahitana ity olona mamaky ny beton eny amin’ny lalana. Tsy fanatara ny antony hanaovany an’izany
Read MoreNanambara ny federasionina Malagasy ny baolina kitra fa hikarakara lalao ho fiadiana ny tompon-daka nasionali’ny baolina kitra sokajy vehivavy izy
Read MoreVehivavy iray mpivarotra rongony no tratran’ny zandary tao Antanifotsy Antsirabe. Araka ny tatitry ny zandaray dia rongony 8 fonosana no
Read MoreEfa anatin’ny famitana ny asa ny tompon’andraikitry ny fanorenana ny Building Mora eny Ivato amin’izao fotoana izao. araka ny fanambarana
Read MoreNivoaka ihany koa ny antontan’isan’ireo karatéka Malagasy izay handray anjara amin’ny lalaon’ny Nosy ny volana Aogositra ho avy izao. Araka
Read MoreFantatra nandritra ny fihaonana teo amin’ny tompon’andraikitry yn Ministeran’ny Tanora sy ny fantanjahan-tena sy ny mpitantana ny Barea omaly fa
Read MoreManomboka amin’ny 22 jolay hoavy izao dia hisondrotra 5% ny saran-dalana mankany amin’ny faritra eto Madagasikara .
Read MoreHo fankalazana ny andro iraisam-pirenana ho an’i Nelson Mandela dia nalefa anio 18 Jolay tamin’ny 10ora sy 30 teny amin’ny
Read MoreNahitana fiakarana ny salan’isan’ny mpianatra miatrika ny fanadinam-panjakana baccalauréat ho an’ity taona ity raha oharina ny taon-dasa. Mitotaly 31792 isa
Read MoreTamin’ny 6h30 maraina ny fiantsoana anarana ary tamin’ny 7ora no manomboka ny adina voalohany. Toy ny fandaharam-potoana isan-taona dia ny
Read More