Dépêches

Dépêche du 17h00 17 Juillet- Baccalauréat 2023 : Mitotaly 31792 isa ireo kandida ao Toamasina

Nahitana fiakarana ny salan’isan’ny mpianatra miatrika ny fanadinam-panjakana baccalauréat ho an’ity taona ity raha oharina ny taon-dasa. Mitotaly 31792 isa izy ireo no nisoratra anarana  ka ny 30215 no kandida ho an’ny fampianarana ankapobeny ary ny 1577 kosa no hiatrika ny fanadinana teknika.

Laisser un commentaire