Dépêches

Nina Rakotoasimbola : Mety hanatevin-daharana ao amin’ny Grenoble Foot 38

13 Jolay, 13h 00 Mpiandry tsatokazon’ny ekipam-pirenena Malagasy sy ny Elgeco Plus i Zakanirina Nina Rakotoasimbola. Ho tsapain’ny klioba Grenoble Foot 38 any France izy, ary mety ho lasa mpiandry tsarokazo faharoa an’ny klioba raha mahomby amin’ny fitsapana atao azy.Marihina mantsy fa ny mpiandry tsatokazo faharoa an’i Grenoble teo aloha i Paul Bourdelle dia hindramin’ny Boulogne mba ahazoany lalao bebe kokoa.

Laisser un commentaire