Dépêches

Dépêche du 16h00 19 Juillet- Baolina kitra sokajy vehivavy:  ho tanterahina ny volana Septambra ny  fiadiana ny tompon-daka nasionaly

Nanambara ny federasionina Malagasy ny baolina kitra fa hikarakara lalao ho fiadiana ny tompon-daka nasionali’ny baolina kitra sokajy vehivavy izy ireo. Araka ny fandaminana dia ny volana Septambra no fotoana voatondro hantanterahana izany.

Laisser un commentaire