Dépêches

Dépêche du 08h00 13 Juillet- Fasan’ny karana : Nitrangana halatra moto omaly atoandro

Omaly alarobia tokony ho tamin’ny 11 ora sy 45 minitra no nipoaka ny basy teny amin’ny fasan’ny karàna. Moto iray no nalain’ireo olon-dratsy an-keriny rehefa somary nandeha mora teo am-pandehanana lalan-dratsy . Nanapoaka basy indray mandeha ireo olon-dratsy 3 ary lasany ilay moto ka niala maina ireo lehilahy 2 nandeha taminy. Tsy nisy ny naratra sy ny aina nafoy

Laisser un commentaire