Dépêches

Dépêche du 13h00 17 Juillet-  Ilakambe : Nidoboka am-poja nohon’ny raharaha halatra zaza ny ben’ny tanana

Ny 26 jona  lasa teo no nitrangan’ny fakana an- keriny sy fikasana hanapa-doha  zazalahy moana tany Ilakambe. Voaroiroy ho tompon’antoka tamin’ity raharaha ity ny ben’ny tanana ao an-toerana ka nidoboka am-ponja .Voasambotra ihany koa ireo telo lahy voasaringotra tamin’ity raharaha ity.

Laisser un commentaire