Dépêche du 14h00 14 Juillet – Petite vitsesse : Nanatanteraka fitokonana ireo mpivarotra
Ho fanatanterahana ny tetikasa « fitanterana an-taroby » dia noesorina eo amin’ny toerany ireo mpivarotra manodidina ny 152 isa eny amin’ny Petite vitesse. Tsy mankasitraka izany ireo mpivarotra ireo ka nanatanteraka fitokonana hatry ny omaly. ·
