Rivo Rakotovao : Nampanantsoin’ny BIANCO
13 Jona, 09h30. Nampanantsoin’ny BIANCO (Bureau Indépendant Anti-corruption) eny Ambohibao i Rivo Rakotovao, Mpandrindra Nasionalin’ny Antoko HVM androany tamin’ny 09 ora sy sasany. Antony ny fampiodinan-draharaha tao amin’ny Antenimierandoholona ny taona 2019.
