Dépêches

Fanatanjahan-tena : Nanomboka omaly ny taom-pilalaovana ny Pro league 2022-2023

Dépêche 21 novembre, 12h30, Natomboka omaly ny taom-pilalaovana baolina kitra “Pro league”ho amin’ny taona 2022-2023. Ny CFFA avy eny Andoharanoofotsy no nandrombaka ny amboara tamin’ny lalao fanombohana. Nandresy ny Mama FC tamin’ny isa 20 noho ny 1 izy ireo tamin’izany, lalao izay natao teo amin’ny Kianja Elgeco Plus. Toy izany ihany koa ny Jet Kintana izay nifanindrana tamin’ny Dato FC teny amin’ny Kinaja Mahitsy ka naharesy tamin’ny isa 20sy 1 ihany koa. Ny CFFA sy ny Jet Kintana noho izany hatreto no mitana ny laharana voalohany amin’ny mpilalao avy amin’ny ilany atsimo.

Laisser un commentaire