Lozam-pifamoivoizana tao Ihosy
21 Jona, 14h05. Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray omaly 20 jona tao amin’ny Faritra Ihorombe tsy lavitra an’Ihosy. Olona iray mpiasan’ny fahasalamana
Read More
21 Jona, 14h05. Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray omaly 20 jona tao amin’ny Faritra Ihorombe tsy lavitra an’Ihosy. Olona iray mpiasan’ny fahasalamana
Read More21 Jona, 09h55. Mpangalatra nikasa an-droba tao an-tokatrano iray tany Bemanevika Sambava no tratran’ny tompon-trano. Izy samy mpangalatra ihany no
Read More21 Jona, 08h24. Renim-pianakaviana mpivarotra sesi-kidoro no hita faty omaly 20 Jona teny Ambatonjara Ankadindratombo tokony ho tamin’ny 11 ora
Read More21 Jona, 07h45. Mpimasy iray malaza amin’ny firaisana tsikombakomba sy mpanome ody gasy dahalo no voasambotry ny miaramila avy ao
Read More21 Jona, 06h55. Nitsidika an’i Nafara Justin ny Governoran’ny faritra Atsimo Andrefana sy ny Préfet ary ireo delegasiona tetsy amin’ny
Read More18 Jona, 15h20. Jiolahy miisa 6 no voasambotry ny zandary noho ny vaovao azo tamin’olona tsara sitra-po.Mbola ao anatin’ny fahatanorana
Read More18 Jona, 09h12. Nanainga androany maraina teny Ivato ireo mpilalao mpila ravinahitra any ivelany.Hihazo ny klioba misy azy tsirairay avy
Read More18 Jona, 08,00. Nisitraka ny famatsiam-pitaovam-pamokarana avy tany amin’ny FDA tao anaty tetik’asa Fandroso ny mpikambana manodidina ny 50 isao
Read More15 Jona, 16h00. Nisehoana fanendahana teny Antohomadinika androany tokony ho tamin’ny 10 ora maraina teo. Nitaraina noho izany ireo olona
Read More15 Jona, 12 h15. Mbola nitohy tamin’ity tolakandro ity ny fitakiana vatsim-pianarana 5 volana sy fankatoavana ny diplaoma Master 2
Read More