Dépêches

Noraisin’ny fanjakana an-tànana ny lany rehetra amin’ny fitsaboana azy

21 Jona, 06h55. Nitsidika an’i Nafara Justin ny Governoran’ny faritra Atsimo Andrefana sy ny Préfet ary ireo delegasiona tetsy amin’ny Hopitaly be Toliara. Ity Tovolahy ity izay naratra nandritra ny fitokonana nataon’ny mpianatra tany Toliara ka voatifitra teo amin’ny lamosiny. Efa mahazo ny fitsaboana sahaza azy izy araka izany.

Laisser un commentaire