Dépêches

Mpimasy mpiray tsikombakomba amin’ny dahalo no tratra

21 Jona, 07h45. Mpimasy iray malaza amin’ny firaisana tsikombakomba sy mpanome ody gasy dahalo no voasambotry ny miaramila avy ao amin’ny ZDS Ankarafantsika. Ireto miaramila izay mamita iraka fampandriana fahalemana tao anatin’ny fokontany Ambalambakisiny, kaominina Andranofasika, distrika Ambatoboeny no izao nahatratra azy izao.

Laisser un commentaire