Dépêches

Mananjary: Mirongatra ny ambalavelona ao amin’ny CEG annexe Ankatafana

18 Novambra, 09h00. Mirongatra izay tsy izy ny ambalavelona ao amin’ny CEG annexe Ankatafana, ZAP Tsaravary Cisco Mananjary amin’izao fotoana izao. Ireo ankizy kilasy faha 5, 4 ary faha 3 no tena lasibatra amin’ity ambalavelona ity. Voatery naato noho izany ny fampianarana ao amin’ity sekoly ity mba hisorohana ny mety ho fiparitahany.

Laisser un commentaire