Mpangalatra tratra teo am-piadiana ron’akoho
21 Jona, 09h55. Mpangalatra nikasa an-droba tao an-tokatrano iray tany Bemanevika Sambava no tratran’ny tompon-trano. Izy samy mpangalatra ihany no niady ron’akoho tao an-dakozia ka nanaitra avy hatrany ny tompon-trano.
