Dépêches

Fizarana fitaovana ho an’ireo mpikambana ao amin’ny Soamatsinjo Antanetibe Mahazaza

18 Jona, 08,00. Nisitraka ny famatsiam-pitaovam-pamokarana avy tany amin’ny FDA tao anaty tetik’asa Fandroso ny mpikambana manodidina ny 50 isao ao amin’ny fikambanana Soamitsinjo Antanetibe Mahazaza. Ny ben’ny tanàna sy ny tompon’andraikitrin’ny fikambanana androany zoma 18 Jona. Notanterahana teo amin’ny biraon’ny Kaominina ny fizarana.

Laisser un commentaire