Efa hifarana tsy ho ela ny fitsarana miaramila
24 Aogositra, 08:20. Ho tapitra ny 29 aogositra izao ny fitsarana miaramila ho an’ny zatovovavy sy zatovolahy manerana ny boriboritany
Read More
24 Aogositra, 08:20. Ho tapitra ny 29 aogositra izao ny fitsarana miaramila ho an’ny zatovovavy sy zatovolahy manerana ny boriboritany
Read More23 Aogositra, 09:30. Razana iray no notaterina tamin’ny taxi moto tany ambanivohitr’I Mandritsara. Nohon’ny tsy fisian’ny fiara fitaterana no anton’izao.
Read More23 Aogositra, 08:30. Nanao fanambarana ny teo anivon’ny Primatiora fa tsy eo ambanin’ny fibaikon’ny ‘’Bataillon de securite de la Primature’’
Read More23 Aogositra, 07:30. Aretina tsy fahita no mahazo ny omby ao Arivonimamo. Feno biby kely mandrakotra ny lelan’ireo omby ary
Read More20 Aogositra, 08:15. Velon-taraian ireo mpanjifan’ny JIRAMA any Ambanja indrindra ireo mampiasa ny « compteur intelligent ». Nambaran’izy ireo fa midangana tsy
Read More20 Aogositra, 07:45. Nitsidika sy nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny tetik’asa Miami any Toamasina ny filoha Rajoelina Andry ny
Read More20 Aogositra, 07:30. Nisehoana lozam-pifamoivoizana teo Antanimenabe fokotany Tsaramiafara Behenjy omaly harivan’ny alakamisy 19 aogositra 2021 tokony ho tamin’ny 05
Read More19 Aogositra, 09:01. Naato ny fitsarana ny fanadinana Bacc ao Antsiranana fa nidina an-dalambe nitaky ny karamany ireo mpampianatra mpitsara.
Read More19 Aogositra, 08:30. I Pastera Andriamahazosoa Irako Ammi no filoha raha i Pastera Andriamampianina Zaka no filoha faharoa ary i
Read More19 Aogositra, 08:00. Voatendry ho « Sous-chef d’Etat-Major en charge des opérations de l’Etat-Major des Armées » ny Général de Brigade Andriamasimanana
Read More