Tetik’asa Miami any Toamasina
20 Aogositra, 07:45. Nitsidika sy nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny tetik’asa Miami any Toamasina ny filoha Rajoelina Andry ny 20 aogositra teo. Efa miroso tokao ny fananganana izay tafiditra ao anaty tetik’asa IEM.
