Talata Volonondry: Tonga nampahafantatra ny MAP Plus tao an-toerana ny filoha teo aloha
Tonga tao amin’ny kaominina Talata Volonondry ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana, ny herinandro lasa teo nampahafantatra ny mponina ao
Read More
Tonga tao amin’ny kaominina Talata Volonondry ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana, ny herinandro lasa teo nampahafantatra ny mponina ao
Read MoreHiverina ny fampianarana ho an’ny fakioleten’ny Siansa, eny amin’ny oniversiten’Antananarivo, manomboka amin’ny alatsianiny 18 Septambara izao; tahaka izany ihany koa
Read MoreEfa tonga eny amin’ny tobim-paritry ny zandarimaria (brigade) ny taratasy fiantsoana amin’ny fifaninanana hidirana ho mpianatra zandary, amin’ity taona ity. Efa
Read MoreNitrangana fahaimaizana tety amin’ny faritry ny fokontany Ambodirano Ampefiloha, omaly tolakandro. Trano miisa 35 tafo no may kila nandritra izany.
Read MoreNotontosaina ny sabotsy teo ny andro voalohany no sady fanokana ara-pomba ofisialy ihany koa ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena iraisan’ny distrika Avaradrano,
Read MoreVoasambotra omaly alahady tao Ambodifamba Andapa, ny tovovavy iray nirehareha, nanao fanamby (challenge) mandoro vola tao amin’ny tambajotran-tserasera facebook. Voarara
Read MoreNanomboka tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana ara-panatanjahantena iraisan’ny kaominina ato amin’ny distrika Avaradrano, eo amin’ny taranja Basket-ball. Samy naneho
Read MoreVoasambotra ilay raim-pianakaviana voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny famonoana ny zanany manana fahasembanana 09 taona, natao tao anaty gony ary nalatsaka
Read MoreTahaka izao ny filaharan’ireo kandida filoham-pirenena taorian’ny hatsapaka izay natao teny amin’ny CENI Alarobia anadroany maraina.
Read MoreTamin’ny sabotsy teo no nanatanterahana ny fanokafana ny lalao fifaninanana ara-panatanjahan-tena iraisan’ny kaominina, eo amin’ny taranja basket-ball,eto amin’ny distrika Avaradrano.
Read More