SocialTatitra

Maurice : Tatitra amin’ny fivoaran’ny Covid-19

Nahitana tranga vaovao indray tany Maurice raha ny antotan’isa nivoaka ny 21 Avrily lasa teo. Mponina avy any Baie du Cap ity marary vaovao ity. 12 ny isan’ireo lavon’ny valan’aretina ka 5 no nampiseho tranagana COVID-19. Miisa 572 araka iznay tranga rehetra hita tany raha 386 tamin’ireo no sitrana. Ankehitriny kosa, 174 ireo tranga mbola manaraka ny fitsaboana . Anatin’ny fihibohana tanteraka ny nosy amin’izao ary hentitra amin’ny fanajana ny fepetra ireo mpitandro filaminana.

Laisser un commentaire