Dépêches

Fitaterana: Taxibrousse roa voatafika tao amin’ny lalam-pirenena voalohany

25 Septembre 2023, Taxibrousse roa no voatafika tany amin’ny RN1 Bis mampitohy an’i Tsiroanomandidy sy Maintirano omaly maraina. Dahalo enin-dahy mitondra basy no nanafika ireto fiara ireto. Maro no naratra vokatry ny tifitra nahazo azy ireo ary vola 3 080 000 Ar no lasan’ireo dahalo sy finday ary lamba maro. Efa nahazo fitsaboana ireo naratra ary tsy nisy ny aina nafoy.

Laisser un commentaire