Dépêches

Dépêche du 11h00 03 Juillet- Mangarano Toamasina: Tovolahy kely 13 taona, tokony hiatrika  BEPC anio no hita faty nihantona tao an-tranony.

Ny Sabotsy lasa teo no hita faty nihantona tao an-tranony i Alberto Lucas , tovolahy kely tokony hanala BEPC anio, monina ao Mangarano Toamasina.

Raha ny vinavinan’ireo nanatri-maso dia mety  ho namono tena ity zazaalahy ity. Miahiahy kosa etsy an-daniny ny fianakaviany fa mety ho nisy namono ity fianakavian’izy ireo ity ka izay namono azy ihany no nanantona azy teo.

Laisser un commentaire