Dépêches

Beraketa: Jiolahy voasambotra

29 Martsa, 10h00. Tratran’ny miaramila avy ao amin’ny fari-piarovana sy fandriam-pahalemana Mandrare ny 27 Martsa 2022 teo tao Beraketa ilay jiolahy antsoina hoe Remanatra, malaza amin’ny fanakorotanana. Azo niaraka taminy ieo fitaovana fampiasany amin’ny asa ratsiny. Efa natolotra ny Zandarimaria ao an-toerana kosa ny tohin’ny famontorana ary mbola mitohy ny fikarohana ireo namany.

Laisser un commentaire