Dépêches

Fandrodanana ireo tranom-barotra ao Toliara.

03 Novambra, 11h00. Niroso amin’ny fanamboarana lalana RN9 sy fanamboarana ny biraon’ny Prefektiora manara-penitra ireo tompon’andraikitra ao Toliara. Tsy maintsy niditra tamin’ny fandrodanana ireo tranom-barotra miorina manamorona ny biraon’ny prefektiora ny Kaominina Ambonivohitry Toliara omaly,taorian’ny didy izay navoakan’ny Fitsarana.

Laisser un commentaire